– BAOLINA KITRA – Ny 6 Martsa no ho fantatra ireo mpilalao handrafitra ny Barea hihaona amin’i Centrafrique
– VAROTRA – Isan’ireo firenena valo nahazo fanasana manokana hiatrika ny andiany fahatelon’ny fampiratiana ara-toekarena sy ara-barotra atao any Sina i Madagasikara
– FITANTANANA – Voatendry ho talen’ny kabinetran’ny Fiadidiana ny Repoblika i Romy Andrianarisoa
– DIPLOMASIA – Miandry ny fankatoavan’ireo firenena handray azy ny anaran’ireo ambasadaoro malagasy
