VAOVAO – MINUTE FLASH 02 NOVAMBRA 2021

– FAHASALAMANA : Toherin’ny mpisehatra matihanina amin’ny fivarotam-panafody ny tolo-dalàna fampitoviana lenta azy ireo amin’ny toby fitehirizana sy fivarotam-panafody
– FITSARANA : Voaroaka tsy ho isan’ny mpitsara intsony i Raoul Arizaka Rabetoko
– FIVORIANA COP 26 : Naroson’ny filoha Andry Rajoelina nandritra ny fandraisam-pitenenany ny fampiasana ny bioéthanol hiadiana amin’ny fandripahana ala