– VALANARETINA : Olona roa no voamarina fa nitondra ny tsimokaretina coronavirus omaly alatsinainy, tsy misy ny aina nafoy
– PARLEMANTA : Volavolan-dalàna dimy no hodinihina eny anivon’ny Antenimiera roa tonta
– FISOROHANA : Teratany frantsay 5700 monina eto Madagasikara no vita vakisiny

