– ANTANANARIVO RENIVOHITRA – Notokanana androany ny tsangam-bato fahatsiarovana ny sidina anabakabaka voalohany teto Antananarivo
– BAOLINA KITRA – Nahazo ny tapakila hiatrehana ny Play-offs kosa ny Fosa Juniors sy COSFA
– VALAN’ARETINA – Olona 56 no voamarina fa mitondra ny tsimokaretina covid-19 ny herinandro ny 25 hatramin’ny 31 martsa teto Madagasikara
– FITSARANA MIARAMILA – Misokatra manomboka androany hatramin’ny 30 aprily ny Fitsarana miaramila ho an’Antananarivo renivohitra
