LOZA MANAMBANA – Traboina miisa 5 000 mitoby anaty tranolay no hafindra amin’ny toerana azo antoka mialoha ny fahatongavan’ny rivodoza Batsirai
FANABEAZAN – Tsy mianatra ny mpianatra rehetra manerana an’i Madagasikara manomboka rahampitso zoma nohon’ny fiatrehana ny fidiran’ny rivodoza Batsirai.
RIVO-DOZA – Ny sabotsy maraina no heverina fa hiditra an-tanety eo anelanelan’i Vatomandry sy Mananjary i Batsirai rehefa avy namela takaitra tany Maorisy sy La Réunion
