VAOVAO – MINUTE FLASH 03 MARTSA 2021

– ADY – Nanazava kokoa ny heviny momba ny raharaha any Iokrainina i Madagasikara ka milaza ho manohana ny fandriam-pahalemana
– FANAMPIANA : Sidina efatra isan-kerinandro no alefa any Atsimo-atsinanan’ny Nosy mba hamonjena ireo traboina
– FITATERANA – Nahemotra ho amin’ny 30 Aprily ny fe-potoana amin’ny dingana voalohany momba ny fitsirihana ara-panarahandalàna na “visite de conformité”