– PARLEMANTA – Mampitandrina ny amin’ny mety ho voka-dratsin’ny fitsipaham-pitokisana an’ny governemanta na ny mety hisian’ny fanalana ireo mpikambana ao amin’ny Birao maharitry ny Antenimieram-pirenena i Ntsay Christian sy Razanamahasoa Christine
– BAOLINA KITRA – Milaza ny hampifangaro ireo mpilalao efa tranainy sy ireo mbola tanora ao amin’ny Barea i Nicolas Dupuis
– HAINO AMAN-JERY – Nihemotra toerana 41 i Madagasikara amin’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety, ka eo amin’ny laharana faha-98 no misy azy maneran-tany
