VAOVAO – MINUTE FLASH 03 NOVAMBRA 2021

– FITRANDRAHANA – Mangataka ny hanohizana ny fanondranana any ivelany ireo mpisehatra eo amin’ny fanondranana harena ankibon’ny tany
– ANTENIMIERAMPIRENENA – Nohalavaina ho enim-bolana ny fotoam-piasan’ireo vaomiera misahana ny fanadihadiana eo anivon’ny Parlemanta
– FAHASALAMAM-BAHOAKA – Manentana ny rehetra hanao vakisiny hiadiana amin’ny covid-19 ny akademia nasionalin’ny Dokotera