VAOVAO – MINUTE FLASH 04 AOGOSITRA 2021

Affiche YouTube

– VALANARETINA : Tsy nisy namoy ny ainy noho ny Covid-19, olona 11 no voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus
– FITSARANA : Nalefa any am-ponja vonjimaika ny olona fito tamin’ireo voarohirohy amin’ny raharaha fikasana hamono ny Filoham-pirenena
– HETSIKA : Mpampiranty 300 no nadray anjara tamin’ny andiany faha-22-n’ny Fier Mada