– FITRANDRAHANA AN-TSOKOSOKO – Vato tsy ara-dalàna 55 taonina no saron’ny polisy misahana ny harena an-kibon’ny tany
– HETSIKA – Nidina an-dalambe noho ny fahataran’ny fandoavana ny karamany ireo mpiasa eo anivon’ny Oniversite an’Antananarivo
– FINOANA – Nanomboka ny faran’ny herinandro teo ny fotoanan’ny Ramadany ho an’ireo mpino silamo
