– ANGOVO – Ny vidin-jiro nihatra talohan’ny rafitra Optima no hanitsiana ireo faktiora niakatra tamin’ny volana Janoary
– FOTODRAFITRASA – Endri-pamatsiam-bola vaovao no heverin’ny fitondram-panjakana hanefana ny fanamboarana ireo lalana vaovao anatin’ny programan’asany
– FAMATSIAN-DRANO – Hahatratra 30 ka hatrami’ny 45 metatra ny halalin’ireo lava-drano 46 apetraka eto Antananarivo sy ny manodidina

