VAOVAO – MINUTE FLASH 04 JANOARY 2021

Affiche YouTube

– TOETRANDRO : Mbola any amin’ny 2000 km mahery any atsinanan’i Madagasikara ilay rivo-doza Danilo
– LALAM-PIRENENA 13 : Efa afaka mivezivezy amin’ilay lalana vonjimaika ao Manambaro ireo fiara latsaky ny 10 taonina
– FANABEAZANA : Natomboka ny asa fanamboarana efitranon-tsekoly manarapenitra amin’ireo sekoly sy fokontany vitsivitsy ao amin’ny faritra atsinanana.