VAOVAO – MINUTE FLASH 04 JONA 2021

Affiche YouTube

– VALANARETINA – Olona fito no lavon’ny Covid-19 omaly alakamisy, 52 ireo tranga vaovao
– FISOROHANA – Hanomboka ny alatsinainy 07 jona izao ny fanaovam-bakisiny eny amin’ny oniversiten’Antananarivo.
– FANATANJAHAN-TENA – Handeha mivantana amin’ny televiziona Malagasy ny ampahany amin’ireo lalao amin’ny fiadiana ny amboaran’ny Eoropa amin’ny Baolina kitra