VAOVAO – MINUTE FLASH 04 MAY 2021

Affiche YouTube

– VALANARETINA– Olona 5 no namoy ny ainy omaly alatsinainy, olona 238 vaovao no voan’ny coronavirus
– ANDRIM-PANJAKANA – Natao tamin’ny alalan’ny fifandraisan-davitra ny fanokafana ny fotoam-pivoriana ara-potoana eo anivon’ny Antenimieram-pirenena
– MONDIAL- Afaka handray ireo lalao roa voalohany amin’ny fifanintsanana ho amin’ny fiadiana ho tompondaka eran-tany amin’ny baolina kitra ny kianjan’ny Mahamasina