– ANGOVO – Mety mbola hisy ny fahatapahan’ny herinaratra mandritra ny ora mahabe mpampiasa na ny « heures de pointe » ho an’ireo faritra vatsian’ny Tambajotra Iraisan’Antananarivo
– FAHASALAMANA : Misokatra androany Alakamisy ny fotoam-panaovam-bakisiny ny Sinopharm
– TRANO FONENANA – Misokatra ny fisoratana anarana ho an’ireo te hipetraka amin’ny trano mora eny Ivato
