– VAROTRA – Tsy tokony hihoatra ny 2.200 ariary ny vidin’ny kilaon’ny vary afarana, 7.900 ariary ny litatry ny menaka mandry, ary 3.600 ariary ny kilaon’ny siramamy afarana.
– FAMPIANARANA AMBONY – Nitokona ary nitaky ny vatsim-pianarany ny mpianatry ny fakiolten’ny Teny aman-tsoratra, sy ny fakioliten’ny Siansa sy ary ny mpianatra ho dokotera eny Ambohitsaina
– TONTOLO IAINANA – Mila mandray fepetra haingana sy matotra ao anatin’ny telo taona mba hahafahana manarina ny fiovaovan’ny toetry ny andro.
