VAOVAO MINUTE FLASH 05 FEBROARY

Affiche YouTube

RAHARAHAM-PITSARANA – Niampy zandary iray ireo voasambotra noho ilay raharaha fanondranana an-tsokosoko volamena 73,5 kilao
RAHARAHA BESAKAY – Olona 19 nampidirina am-ponja vonjimaika taorian’ny famonoana zandary tany Amparibolana Mandaivatsy
GOVERNEMANTA – Manao fanaraha-maso fahasalamana any La Réunion ny praiministra