VAOVAO – MINUTE FLASH 05 MAY 2020

– CORONAVIRUS : Olona roa indray no sitrana (01 ora tolakandro)

– FIDIRAN’NY MPIANATRA ENY AMIN’NY AMBARATONGA AMBONY : Ny datin’ny datin’ny 8 jolay no tapaka, nefa mety hisy fiovana

– FITOKONAN’NY TAXI-BE : Nisy ireo mpitatitra nanohy ny asany