VAOVAO – MINUTE FLASH 06 DESAMBRA 2022

– FITAKIANA : Nitokona ny mpianatry ny ENS, voabahana ny fifamoivoizana tetsy Ampefiloha
– TONDRA-DRANO – 66% n’y asa fanamafisana ny fefilohan’Ikopa no efa vita
– FANATANJAHANTENA : Tafiakatra amin’ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany ho an’ny taranja Basketball 3X3 any Autriche ny Ankoay lehilahy
– FIVORIANA – Nandray anjara feno tamin’ny fihaonan’ireo firenena sy nosy manamorona ny Ranomasimbe indiana ho fiarovana ny harena an-dranomasina i Madagasikara.