– Vidim-bary – Mbola ampy ny tahirim-bary eto Madagasikara hatreto
– Rano – Nanatanteraka fitsirihana ireo fitaovana famokarana sy fanadiovana rano eny Mandroseza II ny JIRAMA
– Fifandraisana ara-barotra – Mandrisika an’i Madagasikara handray anjara amin’ireo tsenabe sy fampirantiana iraisam-pirenena karakainy i Sina
– Ady amin’ny tazomoka – Nahitana fihenana ireo tranga hita tamin’ny taona 2022
