– VALANARETINA : Olona 309 no voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus, iray no namoy ny ainy
– FISOROHANA – Mihamafy ny fepetra raisina any amin’ny faritra Matsiatra Ambony hiadiana amin’ny Coronavirus
– FAHASALAMAM-BAHOAKA – Tsy mandray an-tanana ireo marary mafin’ny covid-19 ny toeram-pitsaboana eny amin’ny Tanàna Voara