VAOVAO – MINUTE FLASH 06 MAY 2021

Affiche YouTube

– VALANARETINA– Dimy no namoy ny ainy omaly Alarobia noho ny Covid-19, 221 ireo olona voamarina fa mitondra ny coronavirus
– FOTODRAFITRASA- Orinasa miisa sivy no mifampidinika fitondram-panjakana amin’ny fanamboarana ny lalam-be migodana hampitohy an’Antananarivo sy Toamasina
– BAOLINA KITRA – Hihemotra amin’ny volana septambra ny fanombohana ny lalao fifanintsanana ho amin’ny fiadiana ny tompon-daka eran-tany