VAOVAO – MINUTE FLASH 07 APRILY 2022

– FAHASALAMANA : Mitombo hatrany isan’ireo olona marary noho aretina azo avy amin’ny fahalotoan’ny rivotra
– FAHASALAMAM-BAHOAKA – Manodidina ny 146.000 isan-taona no mamoy ny ainy noho ny fifohana sigara aty Afrika.
– BAOLINA LAVALAVA- Hihazo an’i Kenya hiatrika ny amboaran’ny Barthès ny Maki latsaky ny 20 taona androany alakamisy