– FITATERANA AN’HABAKABAKA – Voarara ny fitondrana solosaina azo sakelehana sy valizy kely misy kodiarana amin’ny entana entin-tanana amin’ny sidina mivoaka an’i Madagasikara.
– TOETRANDRO –Hiditra an-tanety eo anelanelan’ny faritra Sava sy Analanjirofo rahampitso maraina ny andro ratsy niforona tao amin’ny ranomasimbe Indiana.
– VALANARETINA – Miha mihena hatrany ny isan’ireo olona vaovao mararin’ny Covid-19.
