– BAOLINA KITRA : Mpilalao enina nandray anjara tamin’ny CAN 2019 sisa mandrafitra ny Barea
– FIFAMOIVOIZANA : Foana avokoa ireo toeram-piantsonan’ny fiara eny amin’ny manodidina ny kianja Barea Mahamasina, rahampitso alarobia 8 Martsa
– FAMPIANARANA AMBONY : Nanao hetsika fitakiana vatsim-pianarana sy fanarenana ny trano fonenan’izy ireo, may ny volana Janoary teo ny mpianatra teny Vontovorona
– RIVO-DOZA : Olona 04 no maty, ary 15.281 ireo traboina tao aorian’ny fiverenan’ilay rivodoza Freddy manodidina ny morontsirak’i Madagasikara
