VAOVAO – MINUTE FLASH 07 MAY 2021

Affiche YouTube

– VALANARETINA : Enina no namoy ny ainy noho ny Covid-19 omaly alakamisy, olona 304 vaovao no mitondra ny tsimokaretina
– VALANARETINA : Miato ny fampiharana ny fihibohana manomboka amin’ny roa ora tolakandr any Antsirabe
– ANDRIM-PANJAKANA : Nanatanteraka fianianana amin’ny maha mpikambana ao amin’ny HCC i William Noelson