– FAHASALAMAM-BAHOAKA : Nankato ny fanokafana ny Ivontoerana famindràna voa ao amin’ny hopitaly Andohatapenaka ny filan-kevitry ny ministra omaly alarobia
– FITANTANANA : Nanome toky ny Filoha Andry Rajoelina fa hitondra fampandrosoana ho an’ny faritra Vatovavy sy Fitovinany ny fizarana ny faritra Vatovavy – Fitovinany ho roa
– BAOLINA KITRA : Resin’ny ekipam-pirenen’ny Repoblika Demokratikan’i Kongo tamin’ny isa roa noho aotra ny ekipam-pirenena malagasy
