– TSIMBAZAZA : Tsy nanaraka ny lalàna velona ny fametrahan’ireo depiote ny taratasy fitsipaham-pitokisana ka tsy azo raisina hoy Christine Razanamahasoa
– FIARAHA-MIASA : Misitraka famatsiam-bola mitentina 12 tapitrisa euros avy amin’ny Fanjakana alemana ny Madagascar National Parks
– FOTO-DRAFITRASA : Manomboka ny asa fanamboarana sy fanitarana ny ozinina famokarana simenitra any Ibity Antsirabe
– FANAMBOARAN-DALANA : Mitsidika ny fizotran’ny asa fanamboarana ny lalam-pirenena faha-22 sy ny RNS 5 ny minisitry ny Asa vaventy.
