– FITATERANA AN’HABAKABAKA – Tsy misy ny fandrarana ny fitondrana valizy misy kodiarana amin’ny entana entin-tanana na solosaina azo sakelehana ao anaty fiaramanidina, hoy ny minisitry ny Fizahantany
– FANKALAZANA – Notanterahina androany tany Antsirabe ny fanamarihana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy
– TOETRANDRO- Hivoaka any an-dranomasina anio alina ny rivo-doza Gombe ary hihazo an’i Mozambika
