VAOVAO – MINUTE FLASH 08 NOVAMBRA 2021

– BAOLINA KITRA – Misy amin’ireo mpilalaon’ny barea hiatrika ny lalao hihaonana amin’i Bénin no nihazo an’I Cotonou androany alatsinainy
– FITATERANA- Hiakatra ny saran-dalana amin’ny taksiborosy mampiasa ny Lalam-pirenena manomboka ny 22 Novambra izao
– FAMPIANARANA AMBONY – Andrasana amin’ity herinandro ity ny fandoavana ny karama fanampiny2017-2018 ho an’ireo mpampianatra ao amin’ny IST Antsiranana.