– VONDRON’NY MPANDRAHARAHA – Lany ho filohan’ny Fivondronan’ny mpandraharaha malagasy (Fivmpama) i Rivo Rakotondrasanjy
– LOZA MANAMBANA – Misy vatobe efa miha-triatra mandondona sy mampiahiahy eny Ankadinandriana Manjakamiadana ka niantsoan’ny mponina ny BNGRC
– BAOLINA KITRA – Naka aina ireo mpilalaon’ny Barea nilalao 90 minitra teny an-kianja nandritra ny lalao nihaonana tamin’ny Leoparan’ny RD Kongo androany zoma
