VAOVAO – MINUTE FLASH 09 APRILY 2021

Affiche YouTube

– VALANARETINA : Niampy 11 ireo no lavon’ny Covid-19 omaly alakamisy.
– FIOMPIANA : Faritra telo eto amin’ny nosy no ahitana trangana « fievre de la vallée du rift » izay mahazo ny omby ny ondry ary ny osy.
– FITATERANA : Ny famoahana marary ihany no azo atao any amin’ireo seranam-piaramanidina any Nosy Be, Boeny, Atsinanana ary Sava.