– FIOMPIANA – Miomana amin’ny fahatongavan’ireo omby vavy be ronono miisa arivo sy biby madinika fiompy hafa mihinam-bilona miisa roanjato sy arivo izay vao nohafarana i Madagasikara
– FAKANA AN-KERINY – Entanina ny ray aman-dreny hanatitra sy haka ny zanany any an-tsekoly, araka ny toromarika navoakan’ny Cisco Antananarivo Renivohitra
– FIFIDIANANA – Mitotaly 26 miliara ariary ny teti-bola hatokana ho an’ny fandrafetana ifotony ny lisi-pifidianana amin’ity taona 2022 ity
