VAOVAO – MINUTE FLASH 09 MAY 2022

– VALANARETINA : Olona roa no namoy ny ainy ary miisa 55 ireo marary vaovao tratran’ny Covid-19 teo anelanelan’ny 30 Aprily hatramin’ny 6 Mey
– FAMPANDROSOANA : Ilain’i Madagasikara ny mampitombo hafainganam-pandrosoana faran’izay ambony mba hampihenana ny fahantrana amin’ny taona ho avy
– HETRA : Tsy maintsy ampidirina ao amin’ny sehatra nomerika daholo ny fitantanana ny hetra amin’ny 2023.