VAOVAO – MINUTE FLASH 09 SEPTAMBRA 2020

Affiche YouTube

– VALANARETINA : Olona 85 vaovao no voalaza fa mitondra ny tsimokaretina, tsy nisy kosa ny namoy ny ainy
– FAMPIANARANA AMBONY : Ny 28 septembre izao no hiverina hamonjy ny Fakiolte ireo mpianatra hamarana ny taom-pianarana ambony 2018-2019
– FIFIDIANANA : Ny zoma 11 desambra no hanotontosana ny fifidianana ireo loholona