– DIPLAOMASIA – Hanatrika ny fivoriambe faha-76-n’ny Firenena mikambana any New York i Madagasikara
– TSENA – Napetraka amin’ny vidiny 1990 ariary ny kilaon’ny Vary Tsinjo eny amin’ny mpaninjara izay mahazo alalana teto an-drenivohitra sy ny manodidina
– FANABEAZANA: Hiditra amin’nyy 27 septambra izao ny mpianatra eo anivon’ny fampianarana teknika sy fanofanana arak’asa.
