VAOVAO – MINUTE FLASH 10 AOGOSITRA 2021

Affiche YouTube

– VALANARETINA : Tsy nisy namoy ny ainy noho ny Covid-19 omaly alatsinainy, olona enina no voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus
– FIOFANANA : Mpifaninana 1431 tamin’ireo 1482 afaka tamin’ny fifaninanana andiany voalohany no hiatrika ny fifaninana andiany faharoa ao amin’ny Sekolin’ny zandarimariam-pirenena any ambositra
FISOROHANA : Manomboka ny fisoratana anarana hoan’ny vakisiny