FANATANJAHAN-TENA – Samy tafiakatra manasa-dalana amin’ny lalao Afrobasket latsaka ny 18 taona ny Ankoay lahy sy vavy
AKORANAFO – Tonga tany Toamasina androany alarobia ny sambo lehibe mpitondra solika hamatsy ny an’i Madagasikara
FAHASALAMAM-BAHOAKA – Efa mametraka paikady ahafahana mitily ny tsimokaretin’ny « variole du singe » ny fitondram-panjakana hoy ny avy ao amin’ny minisitera