– FITAKIANA – Mpianatra efatra avy amin’ny Oniversiten’Antsiranana notazomina am-ponja vonjimaika taorian’ny fihetsiketsehana tao amin’ny faritry ny Oniversite
– FILAMINANA – Nohamafisin’ny Emmonat fa miray hina ny avy ao amin’ny hery fiarovana sy fitandroana ny filaminana
– FANADINAM-PANJAKANA – Ho tontosaina ny 6 jolay ny CEPE ary 19 ka hatramin’ny 22 jolay ny BEPC

