– TOETRANDRO – Misy tangoron-drahona atahorana hivadika ho rivodoza ao amin’ny ranomasimbe indiana
– LOZA VOAJANAHARY – Nandefa manampahaizana amin’ny famonjena voina hanampy ny fitondram-panjakana ny Vondrona eoropeana
– BAOLINA KITRA – Eo amin’ny laharana faha-102 maneran-tany no misy ny Barea an’i Madagasikara sokajy lehilahy.
