– VALANARETINA : Iray no lavon’ny Covid 19 omaly alarobia, 54 kosa ireo tranga vaovao
– FEPETRA ARA-PAHASALAMANA : Mila taratasy mazava ireo razana mivoaka ny faritra Analamanga araka ny tapaka tao amin’ny filankevitry ny ministra
– FISOROHANA : Natao vakisiny fanefitry ny Covid-19 ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana

