– VALANARETINA : Olona 7 vaovao matin’ny covid-19, 150 ireo tranga vaovao voamarina fa mitondra ny tsimokaretina
– VALANARETINA : Ny minisitry ny Fahasalamam-bahoaka no mpiasan’ny fahasalamana malagasy natao vakisiny voalohany
– FANABEAZANA : 20% monja ny taha-pisoratana anarana ho an’ny fanadinana bakalorea telo herinandro alohan’ny fikatonann’ny fisoratana anarana

