VAOVAO – MINUTE FLASH 10 MAY

– VAROTRA – Mikasa ny hanondrana legioma any Maorisy i Madagasikara.
– LOZA ANDRANOMASINA – Ny fahamaroan’ny mpandeha be loatra no nahatonga ny faharendrehan’ny sambo Francia tany Soanierana-Ivongo ny Desambra 2021
– FOTODRAFITRASA – Hitarina ny tetezan’i Mangoro sy Antsampazana eo am-piandrasana ny fanombohana ny lalam-be mikodana mampitohy an’Antananarivo sy Toamasina