– FIFAMOIVOIZANA : Tsy mbola hihatra ny fiakaran’ny saran-dalana amin’ny fitaterana olona amin’ny zotra nasionaly, hisy kaomisiona manokana handinika ny mety ho fiakarany amina zotra sasany
– BAOLINA KITRA : Tsy hiatrika ny lalao hafanandrinan’ny Barea an’i Madagasikara amin’i Bénin i Fabien Boyer ny alakamisy izao
– FITSARANA : Didy fitanana am-ponja vonjimaika folo no navoakan’ny fampanoavana tao Nosy Be taorian’ilay raharaha nahatratrarana olona saika hiondrana antsokosoko ho any Mayotte
