-VALANARETINA – Niampy roa ireo namoy ny ainy noho ny coronavirus, olona 104 vaovao no voalaza fa mitondra ny tsimokaretina
-FITATERANA – Afaka mifamezivezy ireo taxi-brousse mandritra ny “couvre-feu”
-HAMEHANA ARA-PAHASALAMANA – Manome fanampiana manokana ho an’ireo mpiasa naato tamin’ny asany ny vondron’ny mpandraharaha

