VAOVAO – MINUTE FLASH 10 SEPTAMBRA 2021

– FOTODRAFITRASA : Nanomboka androany zoma ny asa fanarenana ny ampahan’ny lalam-pirenena faha-6 mampitohy an’Ambanja sy Antsiranana
– DIPLAOMASIA : Milaza ny hanokatra antso hitadiavana olona ho tendrena ho masoivohon’i Madagasikara any ivelany ny minisitry ny raharaham-bahiny
– VALANARETINA : Mbola misy fa tena mahalana ireo tranga-na Covid-19 eto Madagasikara