– FITATERANA AN’HABAKABAKA – Sidina roa mandroso sy miverina mankany La Réunion isan-kerinandro no atolotry ny Air Madagascar amin’ny sarany 1.587.000 ariary farafahakeliny
– COVID-19 – Nahitana fitomboana kely ny isan’ny ireo marary anaty tranga fahasarotana teo anelanelan’ny 2 hatramin’ny 8 Aprily
– FIHETSIKETSEHANA – Navotsotra tamin’ny sabotsy ihany i Clémence Raharinirina taorian’ny nisamborana azy noho ny fitarihana hetsika tsy nahazo alalana
