VAOVAO – MINUTE FLASH 11 DESAMBRA 2020

Affiche YouTube

– FIFIDIANANA : Nihoatra ny 80% ny taham-pahavitrihan’ireo mpifidy lehibe teto amin’ny manodidina an’Antananarivo
– FAMPODIANA AN-TANINDRAZANA : Teratany Malagasy 75 avy any Arabie Saoudite no tafaverina eto Madagasikara
– TOE-KARENA : Naveirin’ny loholona ny hetra 20% amin’ny entona fandrehitra ary nahenany ny teti-bola natokana ho an’ny antenimieran-doholona