VAOVAO – MINUTE FLASH 11 JANOARY 2022

– VALANARETINA : Nanome 41 tapitrisa dolara indray ny Banky iraisam-pirenena ho amin’ny famatsiana ny vaksiny hiadiana amin’ny coronavirus
– ANDEKALEKA : Iray tapitrisa ariary ka hatramin’ny 50 tapitrisa ariary no homena an’ireo olona manome vaovao momba ny fahamaizan’Andekaleka
– FIARAHA-MIASA : Nifampiarahaba noho ny taona vaovao nifampidinika momba ny raharaham-pirenena ny Filohan’ny Repoblika sy ny Fivondronam-ben’ny Eveka