VAOVAO – MINUTE FLASH 11 MAY 2021

Affiche YouTube

– VALANARETINA – Niampy olona telo ireo matin’ny Covid-19, 189 ny tranga vaovao voamarina fa coronavirus
– ADY AMIN’NY COVID19 – Ivontoerana sivy no hanaovana vaksiny fanefitry ny Covid-19 ho an’Antananarivo Renivohitra.
– LALAO OLAIMPIKA – Madagasikara, Frantsa, Hong Kong ary i Colombia no miray vondrona amin’ny lalao fiadian-toerana rubgy lalaovin’olona fito